Eto ise izao: Vaovao arrow Vaovao arrow Fianarana teny Anglisy
Vaovao
Komitim-paritany
Mpanazava
Tily
Fifandraisana
Tahirin-tsary
Fianarana teny Anglisy PDF Soraty Mailaka
CLUB ANGLAIS :
Efa nanomboka volana Febroary lasa teo ny fianarana teny anglisy,
Natao hoan ny Filoha, Mpiandraikitra Mpanazava sy Tily, Faritany Antananarivo Atsimo.
4000 ar isaky ny telovolana no fandraisana anjara.
Isaky ny asabotsy manomboka amin ny 8 ora hatramin ny 9 oa sy sasany maraina ny fotoam-pianarana any amin ny Coroi.
Ny Filoha Tsikirity Milofo no tompon andraikitra 1º misahana io Club d anglais io !
 
©2008 webmaster