Gazetin'ny Faritany
GAZETY HAIKA MIRENTY :
Efa mivoaka ny gazety Haika Mirenty ny Faritany Antananarivo Atsimo,
Efa nisy teo aloha fa nijanona nandritry ny fotoana vitsivitsy nohon ny antony maro isan-karazany, teknika indrindra indrindra, Manentana izay manana talenta amin ny lafiny teknika, solosaina, mpikirakira infographie, correcteurs des textes amin ny fiteny malagasy, fitaovana manao fanatontana ( impression A4 ) ...mba hanatevin-daharana ny birao mpikarakara ny famoahana gazety.