Fanokafana ny taom-panabeazana 2009-2010

Hotontosaina ny Asabotsy faha 24 Oktobra 2009 ho avy izao ny fanokafana ny taom-panabeazana 2009-2010 ho an'ny faritany Antananarivo Atsimo, ny toerana dia eny amin'ny FLM Ambohimasina Itaosy manomboka amin'ny 02 ora tolak'andro.

Manentana ny antsika mpikambana rehetra, ny komitim-pivondronana, ny sakaiza mpanohana, ny kristianina tsy an-kanavaka mba hifanotrona amin'izany fotoan-dehibe izany.