Fivoriam-paritra

Araka ny tapaka tany amin'ny fivoriam-ben'ny faritany natao ny 10-11 Oktobra 2009 lasa teo dia hotontosaina ny Asabotsy 07 sy Alahady 08 Oktobra 2009 izao ny fivoriam-paritra rehetra eto amin'ny faritany Antananarivo Atsimo.

Samy manana ny fandaminany ny isam-paritra ka hotanterina eto iany ny andinindininy rehetra.

Aoka hiantso na hanantona ny filoham-paritrany avy ny mpiandraikitra mila fanazavana fanampiny.