| Faritra Voalohany |
|
Hotanterahina ny Alahady faha 08 novambra 2009 izao ny fivoriam-paritra ho an'ny faritra voalohany. Toerana: Akany FJKM Anosizato Hebrona Ora: 02 Ora hariva Mpanatrika: ny mpiandraikitra sy ny tonia ary ny mpandrindra fivondronana rehetra. Ampitapitao |